Salama daholo, Tongasoa eto Mahajanga

Manana trano ngeza ampanofahina izahay, Ho an'izay mbola mitady trano madio be, 4 chambres, véranda fermé malalaka be, salon misy télé canal sat sy salle à manger ary ny cuisine misy ny rehetra azo andrahoana tsara fatana gaz ngeza be, toilette sy douche ao anatiny ary misy ihany koa any ivelany, izahay. Tompony mivantana azo atokisana tsara, trano malalaka be ho an i Fianakaviana mahazaka olona 20 Personnes eo, rano bobaka be chāteau d eau jiro misy foana mazava tsara, sécurisé, piscine, misy parking sady afaka hanovana grillade party.

Amin'ny Facebook dia mandehana amin'ny “Moura Shop” ho an'izay liana rehetra.

Tel: +261 341 551 268

Vue extérieure de la maison Chambre avec lit Intérieur de la maison Cuisine équipée

Lalana mankany amin ilay Appartement

Sady tsy lavitra ville no tsy lavitra plage ihany koa, route d Amborovy misy lalana mitsofoka kely, 5 mn Aqualand, Pizzeria, glace, 3 min à pied tsena kely misy trondro frais sy legumes sns ihany koa.

Sarintanin'ny toerana misy ny trano fialan-tsasatra any Majunga